|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hadino |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
22 tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 forgotten
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 oublié
[1.3#202, 1.8] 25 dont on ne se souvient pas [1.3#202] 26 pardonné [1.3#202] |
| Ohatra |
27 Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray
[2.69#74]
28 Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649#85] |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 daniho, 31 dinaho, 32 donahy, hadino, 33 hodina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|