Teny iditra (1/2) | 1 lavitry |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra lavitra sy mpisolo |
Ohatra |
3 [2.499#47] Izay lavitry maso : lavitry ny fo! 4 [2.356#62] Ny alokaloky ny hazo kesika lavitry ny tany ilalaovana. 5 [2.587#] Trarantitra hianao, tompoko, aza marofy, lavitry ny loza! |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny lavitry io |
Teny iditra (2/2) | 7 lavitry |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
loin |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |