Teny iditra | manao aina tsy ho zavatra | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
Tovy hevitra | mitono aina ~ mivarotra aina | |
Teny fotony | manao, aina, tsy, ho, zavatra | |
Tsipelina hafa | manao ain-tsy ho zavatra [1.1#701] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |