Teny iditra manao aina tsy ho zavatra
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
Tovy hevitra mitono aina ~ mivarotra aina
Teny fotony manao, aina, tsy, ho, zavatra
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01