Teny iditra |
ramose
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
|
Ohatra |
1 | Mba faly amin' ialahy ve Ramose?
[2.472]
|
2 | Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa.
[2.48]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Lohateny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: monsieur.
|
|
Teny iditra |
Ramose
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Ratsifandrihamanana Clarisse, 2006 |
Fanonta printy | 2006. Librairie Mixte. Takila: 255.
|
Singan-teny | ramose |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|