Teny iditra saro-javatra
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Toerana tsy misy izay ilaina loatra, olona tia tena mihidihidy amin' izay ananany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Où les choses sont chères, coûtent cher
Égoïste, peu charitable, qui ne partage pas
Qu'on ne peut habiter à cause des mauvais esprits, surtout des Vazimba [1.3]
Teny fotony sarotra, zavatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16