Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
tam
bina
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Zavatra atao tohana hanamafy zavatra iray hafa fanampiny:
Asio tambiny io toko io fa mila hiongana
[
1.1
]
Sampanteny
mpamaritra :
mahatambina
matoantenin' ny mpanao :
manambina
,
manatambina
,
mitambina
anarana :
fanatambinana
,
fitambina
,
fitambinana
,
mpanatambina
,
mpitambina
anarana na mpamaritra :
fanatambina
matoanteny mpamaritra lasa :
tinambina
,
voatambina
matoantenin' ny iharana :
atambina
,
tambinana
matoantenin' ny fameno :
anatambinana
,
itambinana
Fivaditsoratra
tambany
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31