Teny iditra | taraina | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Menomenona Fitantarana ny mahazo ny tena Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena Feon-kira mitoreo malahelohelo [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cry or lamentation [1.7] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cri, plainte [1.8] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |