Teny iditra |
tsy
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Not [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ne pas [1.3, 1.8]
|
| Sans [1.3, 1.9]
|
| Non [1.3]
|
| Pas [1.8]
|
Ohatra | tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran' olona |
|
Lohateny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
tsy
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
sy
[1.78]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
-tsy
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe sy
|
Ohatra | Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606]
|
|
Teny iditra |
tsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Acier [1.3, 1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|