Teny iditra |
very
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina).
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Lost Reduced to slavery [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Perdu (autrefois) réduit en esclavage [1.8]
|
Ohatra |
1 | Aiza izy no very?
[1.318]
|
2 | Vereza izay ho very!
[2.285]
|
3 | Kapiteny, very isika!
[2.471]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
very,
verim-,
verin- |
Tovonana : |
-bery |
Filaza mandidy : |
vereza |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
very
 |
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | tokoa
[1.32, 1.17, 1.28]
|
| indrindra
[1.32, 1.17]
|
|