Teny iditra zava-dratsy
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
Anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [1.1]
Teny fotony zavatra, ratsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/15