Teny iditra | zavajavatra (zavatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana [1.1] | |
Ohatra | Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
![]() |