Teny iditra |
zavamananaina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ zava-mananaina ] A living thing, an animal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ zava-mananaina ] être vivant; animal [1.8]
|
Ohatra |
1 | Miompy zavamananaina izay fomban'olom-belona;
[2.59]
|
2 | Ary tamin' ny andro nahaterahany dia fola-pe avokoa ny zavamananaina rehetra na inona na inona;
[1.406]
|
3 | Saingy tsy mba avy amin'ny mikraoba, bakteria na zavamananaina hafa izay mamely ny vatana izany.
[2.424]
|
|
Tovy hevitra | |
Teny fotony | zavatra,
manana,
aina |
|