Teny iditra | zavamiaina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | être vivant, organisme [1.13] | ||
Ohatra | dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny.
[1.406] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Tovy hevitra | zavamananaina | ||
Teny fotony | zavatra, miaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |