Teny iditra | zavarina (zavatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao, amboarina: Zavarin' ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko Terena: Nozavarin' ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zavarina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
![]() |