Teny iditra |
zazavavindrano
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
|
Ohatra |
1 | Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova?
[2.5]
|
2 | Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Singan-teny | zazavavy ; rano |
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
Zazavavindrano
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Fanazavàna teny frantsay | Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel
[1.59]
|
Mpanoratra | Andriamalala Emilson Daniel, 1945 |
Fanonta printy | 1972. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 143.
|
Voambolana |
Singan-teny | zazavavindrano |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Sary |
|
|